• 7 octobre 2021

Hirefy 69 km ny fantsona voalohany hitondra ny rano miala ao amin’ny renirano Efaho izay hamatsy rano tanàna madinika 60 isa sy hanondraka velaran-tany mirefy 2000 ha any amin’ny faritra Androy. Haharitra 12 volana ny dingana voaloahany amin’ny fametrahana ity tetikasa goavana ity. Vinavinaina ho amin’ny 13 oktobra izao no hivoaka ny “appel d’offre”.

Partagez :
Mahandry