• 1 octobre 2021

Tazonina amin’ny vidiny hatrizay ny entona fandrehatra Vitogaz, rehefa nifandinika ny minisitra misahana ny Varotra, Razafindravahy Edgard sy ny tale jeneraly misahana izany, Gasbarian Olivier.

Anisan’ny vokatra fampiasan’ny mponina amin’ny andavanandro ny entona fandrehitra, ka arahin’ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana akaiky ny vidiny.

Partagez :
Mahandry