• 29 septembre 2021

Mba hanamafisana ny kalitaon’ny fitiliana ireo karazana aretina mpahazo ny maso, dia nanolotra fitaovana mitentina eo amin’ny 90 tapitrisa ariary hoan’ny « Service Ophtalmologie Pédiatrique » CHUJRA ny « Cabinet Ophtalmologie Montlucon France » androany 29 septambra.

Partagez :
Mahandry