• 29 septembre 2021

Ho fampihenana ny vesatra ateraky ny tsy fahampian-tsakafo any amin’ny faritra Androy dia olona 4 000 no nisitraka fanampiana ara-tsakafo izay ahitana vary , voamaina, menaka , ronono ,katsaka ary siramamy avy amin’ny ONG DirectAid .

Partagez :
Mahandry