• 26 septembre 2021
Tontosa tany New York ny fanaovan-tsonia mametraka ny fifandraisana ara-diplomatika eo amin’i Qatar sy Madagasikara.
Ny minisi-panjakana misahana ny Raharaham-bahiny Sultan bin Saad Al Muraikhi, no nanasonia ny fanambarana tamin’ny anaran’ny Governemantan’i Qatar, ary ny minisitry ny raharaham-bahiny Malagasy Rajoelina Patrick, kosa no nanasonia izany tamin’ny anaran’ny Governemantan’i Madagasikara.
Partagez :
Mahandry