• 23 septembre 2021

Mpianatra miisa ny 6 140 ao amin’ny sekoly ambaratonga fototra sy sekolim-piarahamonina tao Toamasina I sy II, Brickaville ary Moramanga no nisitraka fitaovam-pianarana (Kits scolaires) avy amin’ny orinasa Ambatovy, ho fanampiana ireo ray aman-drenin’ny mpianatra. Tetikasa izay efa fanaon’ity orinasa ity isan-taona izay mitentina 266 tapitrisa Ariary tamin’ity taom-pianarana ity.

Partagez :
Mahandry