• 22 septembre 2021

Ankoatran’ny tsena etsy Mahamasina dia efa mandeha koa ny fanamboarana ny tsena eny amin’ny COUM 67 ha izay efa 30% n’ny asa no efa vita ankehitriny.

Raha ny nambaran’ny tompon’andraikitra dia tokony ho vita amin’ny faran’ny  taona ity ny foto-drafitrasa ity ary handraisana ireo mpivarotra amoron-dalana  izay manelingelina ny fifamoivoizana sy mibahana lalana.

Partagez :
Mahandry