• 18 septembre 2021
Vita ny fanamboarana ny Tranompokonolona ao Miarinarivo, faritra Itasy, raha simba nandritra ny taona maro izany. “Fo mampitempo ny tanàna iray ny Tranompokonolona. Miverina amin’ny hasiny sy ny toerany ny fokonolona eto Miarinarivo”, hoy ny filoha Rajoelina Andry.
Partagez :
Mahandry