• 17 septembre 2021

Hanamboarana kianja “synthétique” ao Miarinarivo Itasy, raha ny nambaran’ny filoha Rajoelina Andry. Hatao hampandrosoana ny tanàna izany. “Tsy maintsy mandroso i Miarinarivo ary tsy maintsy tafita i Madagasikara”, hoy izy.

Partagez :
Mahandry