• 18 septembre 2021

Notolorana mari-boninahitry ny Kanto, ny Soratra ary ny Kolontsaina i Andriamamonjy David Yves Marcel na i DAVE tao amin’ny tarika Les Surfs, izay nitondra ny voninahitry ny firenena malagasy tany amin’ny taona 60. Nasondrotra amin’ny laharam-boninahitra Commandeur izy nandritra izany lanonana izany. Ny Zoma 17 septambra no nanatanterahana ny lanonana tao amin’ny Masoivohon’i Madagasikara tao Parisy, Frantsa.

Partagez :
Mahandry