• 17 septembre 2021

Biraom-panjakana miisa 02 ( ministeran’ny Raharaham- bahiny sy ny ministeran’ny Fiarovam-pirenena) izay mitentina 16 tapitrisa dolara no ho vatsian’ny fanjakana sinoa ao amin’ny tetikasa tanàna vaovao.

Hapetraka amin’ny herinandro ambony ny Birao ifotony fandraisana ireo olona eny an-toerana voakasiky ny tetikasa ny taniny. Ho jeren’ny fanjakana araka ny lalàna ny fanoerana izany hoy ny sekreteram-panjakana misahana ny tanàna vaovao sy ny toeram-ponenana.

Partagez :
Mahandry