• 17 septembre 2021

Tonga nitsidika ny Praiministra lehiben’ny governemanta Ntsay Christian teny amin’ny lapa-panjakana Mahazoarivo androany 17 Septambra 2021ny masoivohon’ny Suisse eto Madagasikara,  Atoa Chasper SAROTT.

Ity fihaonana ity dia tafiditra ao anatin’ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny Madagasikara sy Suisse Ankoatry ny fifanakalozana sy fizarana traikefa,  dia fotoana iray hiadian-kevitra momba ny fahafahan’ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta amin’ny lafiny fampiasam-bola sy amin’ny sehatra maro  samihafa.

Partagez :
Mahandry