• 17 septembre 2021

33% amin’ny asa fanamboarana ny tsena Alakamisy Anosy no vita amin’izao, raha ny nambaran’ny tomponandraikitra eo anivon’ny kaominina Antananarivo renivohitra. Rihana miisa 4 no hatao amin’izany, mba hahafahan’ny mpivarotra amoron-dalana rehetra miditra ao. Ezahina hovitaina amin’ity taona ity ihany ny fanamboarana ny fitodrafitrasa, raha ny nambaran’ny ben’ny tanàna, Andriantsitohaina Naina, nandritra ny fidinany ifotony, androany maraina.

Partagez :
Mahandry