• 14 septembre 2021

Efa voafehy tanteraka ny afo amin’ny faritra arovana Ankarafantsika ao amin’ny faritra Boeny. Nohamafisin’ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana lovainjafy, izany ny alina teo. Mbola tsy fantatra kosa hatramin’izao ny habetsaky ny velarantany may. Ao anatin’ny fanaovana tombana ny teknisianina amin’izao fotoana izao raha ny fanazavana. Manodidina ny 600 ireo niara-nisalahy tamin’ny famonoana ny afo.

Partagez :
Mahandry