• 11 septembre 2021

Hotely lehibe maromaro no hapetraka ao Ramena (Antsiranana) hoy ny filoham-pirenena nandritry ny fitokanana ny lalana Ramena izay mirefy 19 km. Misy ny hetsika hazakazaka ataon’ny filoha miaraka amin’ny vahoaka any an-toerana amin’izao fotoana izao

Partagez :
Mahandry