• 11 septembre 2021

“Ny fahavitan’ity lalana ity dia hampitombo ny isan’ny mpizahatany hitsidika an’Antsiranana ary hiteraka asa maro.15mn dia tonga any Ramena ankehitriny raha adiny iray izany teo aloha. Miova tanteraka Antsiranana noho ny fotodrafitrasa maro vita aty an-toerana. Mandroso isika ary tsy maintsy mandroso ny firenena”hoy ny Filoha Andry RAJOELINA nandritra ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny lalana mankany amin’ny tananan’i Ramena izay malaza amin’ny tora-pasika sy toerana mahasarika mpizahantany azy.

Partagez :
Mahandry