• 10 septembre 2021

“Ity tetikasa ity dia anisany laharam-pahamehana hoan’ny governemanta malagasy mba hitondra fanovana, fampandrosoana ary ho fampiakarana ny toekarena malagasy. 233  km ny lalana ho amboarina sy ho atsaraina,787 ny fotodrafitrasa fanarian-drano mba hitazomana ny kalitaon’ny asa vita” hoy ny ministry ny Asa vaventy nandritry ny fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny fanamboarana ny ampahanan’ny lalam-pirenena faha enina (Ambanja-Antsiranana) androany.

Partagez :
Mahandry