• 1 septembre 2021

Maimaimpoana ny tapakila ho an’ny mpakafy baolina kitra eny amin’ny « gradins » mandritra ny fihaonana eo amin’ny Barea an’i Madagasikara sy ny Ecureuils avy atsy Bénin.  Misy anefa ny tapakila izay amidy amin’ny sarany 20 000 ariary sy 30  000 ariary ho an’ny  VIP (Tribunes)  eny an-toerana ny andron’ny 2 septambra.

Partagez :
Mahandry