• 31 août 2021

Nihaona tamin’ny minisitry ny jono sy ny Toekarena manga ny masoivohon’ny fiombonambe eropeanina androany. Anisany voaresaka tao anatin’ny dinika ny fanavaozana ny “accord de pêche” sy ny fanamafisana ny fanaraha-maso ny jono tsy ara-drariny sy ny fanampiana amin’ny fametrahana ny fitondrana tsara tantana  ary ny fanofanana ny injeniera malagasy momba ny ranomasina sy ny harena anaty rano.

Partagez :
Mahandry