• 31 août 2021
Hanomboka amin’ny 15 septambra 2021 hatramin’ny 31 mai 2022 ny fotoam-panondranana lavanila any ivelany. Noho izany dia hisokatra, ny 10 septambra ho avy, izao ny fanaterana ireo antontan-taratasy fahazoana manondrana. Ireo no fanapahan-kevitra noraisin’ny Ministry ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana, Edgard Razafindravahy, niaraka tamin’ireo mpikambana mandrafitra ny Filan-kevitra Nasionalin’ny Lavanila, CNV ( Conseil National de la Vanille), androany Talata 31 Aogositra, tetsy amin’ny Carlton Anosy.
Partagez :
Mahandry