• 31 août 2021

Vakisiny AsatraZeneca miisa 1 200 sy Janssen miisa 3 000 no tonga any Vohémar. Nanomboka ny 30 Aogositra teo ny fanaovam-bakisiny andiany faharoa tany an-toerana.

Partagez :
Mahandry