• 30 août 2021

Nanolotra vary iray  taonina (20 gony) ho an’ireo polisy miasa etsy amin’ny fitaleavan’ ny Filaminam-bahoaka Ambohidahy ny goverinoran’ny faritra Analamanga androany. Tanjona ny hanampiana azy ireo amin’ny fitandroana ny filaminana mandritra izao hamehana ara-pahasalamana izao.

Partagez :
Mahandry