• 30 août 2021

Ho tonga eto Madagasikara rahampitso maraina ireo teknisiana (inspecteurs) miisa telo avy amin’ny CAF, hijery sy hanamarina ny kianja Barea araky ny nambaran’ny minisitry ny Fanatanjahantena Hawel Mamod’Ali. Entanina araka izany ireo olona manodidina ny kianja hoy hatrany ny minisitra hanaja ny fahadiovana sy ny filaminana satria hozahan’ireo teknisiana avokoa ny atiny sy ivelan’ny kianja.

Partagez :
Mahandry