• 30 août 2021

Rahampitso no handrasana ny fahatongavan’ireo mpilalao tsy tonga tamin’ny fiaramanidina androany . Isan’izany ry Romain Métanire, Ryan Raveloson, samy avy any Etazonia, ary i Carolus (Emirates Arabe Unis). Mbola handalo atsy amin’ny nosy La Réunion moa ry zareo ireto haka ireo namany efa-dahy toa an-dry Mamy Gervais, Razaka , Dax, Fabrice.

I Jeremy Morel sy Marco Ilaimaharitra kosa dia tsy hoavy noho ny ratra nahazo azy ireo. Efa vonona ny mpilalao hisolo azy ireo raha ny fanazavan’ny mpanazatra Eric Rabesandratana

Partagez :
Mahandry