• 28 août 2021

Noho ny fitarainana maro izay nataon’ny vahoaka momba ny lalana Maintirano-Tsiroanomandidy dia hamboarina ny lalana RN1 Bis mampitohy an’i Maintirano amin’i Tsiroanomandidy sy ny lalana goudron ato anatiny. Hatao manarapenitra ihany koa ankoatra izay ny kianja filalaovam-baolina ao Maintirano. Io no nambaran’ny Minisitry ny asa vaventy Jery Hatrefindrazana nandritra ny famaranana ny “Jeux du Melaky Tomakoly 2021” andiany faha enina androany.

Partagez :
Mahandry