• 28 août 2021

Na dia teo aza ny fandrarana mpijery amin’ny lalaon’ny Barea (Madagasikara) sy ny Ecureils (Bénin) dia tsy nahasakana ny olona ho tonga maro haka ny tapakila vao maraina tetsy Mahamasina izany.

Partagez :
Mahandry