• 28 août 2021

Mangataka ny hameranan’ny FIFA sy ny CAF handinika ny fanapahan-kevitra noraisiny ny Minisitera misahana ny fanatanjahantena sy ny federasiona Malagasy misahana ny baolina kitra. Mbola andrasana araka izany ny fahafahan’ny vahoaka Malagasy manatrika na tsia ny lalao hihaonan’ny Barea sy ny Ecureuils Béninois ny 2 septambra ho avy izao. Manankery ho amin’ny fanotronana ny fanokanana ny kianja Barea kosa ny tapakila zaraina.

Partagez :
Mahandry