• 28 août 2021
Olona 5 amin’ireo 578 notilina no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronarivus teto Madagasikara ny datin’ny 27 Aogositra 2021. Olona 4 kosa no sitrana ary tsy nisy ny aina nafoy. Miisa 9 ankilany ireo marary misetra fahasarotana. Mitontaly 42 862 ireo tranga voamarina hatramin’ny volana martsa 2020. Sitrana avokoa ny 42 566 tamin’ireo izay manome ny salan’isa 99,32%. 955 kosa ireo namoy ny ainy izay manome ny taha 2,23%.
Partagez :
Mahandry