• 27 août 2021

Hitohy amin’ny faran’ny volana Aogositra sy ny faha 10 Septambra ho avy izao ny raharaham-pitsarana mahakasika ilay fanondranana volamena milanja 73,5 Kg any Afrika Atsimo, araka ny nambaran’ny Minisitry ny Fitsarana Imbiki Herilaza.

Partagez :
Mahandry