• 27 août 2021

Azo aseho ato amin’ny efitrano ”Charles Ravaloson” avokoa ireo kanto an-tsehatra rehetra. Voakasik’izany ny dihy, ny antsa an-tononkalo, ny teatra, ny hatsikana sns… Tsy voatery hindrana trano etsy sy eroa intsony ireo mpanakanto, fa afaka manantona ny ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina ireo mpanakanto maniry hanao izany.

Partagez :
Mahandry