• 25 août 2021

Hanomboka tsy ho ela ny fitsarana ny taratasim-panadinana bakalorea ao Antsiranana. Voavaha ny olan’ny mpitsara fanadinana. Entina hanampiana ny kitapom-bolan’ny oniversite dia nanolotra vola 20 tapitrisa ariary ny faritra ary 14 tapitrisa ariary ny kaominina. Raha tsiahivina dia nitokona nanomboka ny 18 aogositra noho ny fitakiana ny tambi-karamany taona 2020 ireto mpampianatra ireto. (Governora – faritra Diana)

Partagez :
Mahandry