• 23 août 2021

Minisitry ny Fiarovam-pirenena: nidina tany Toamasina androany ka nifampidinika tamin’ny mpitandro filaminana sy ny tomponandraiki-panjakana maro eo anivon’ny faritra Atsinana mba  nanamafy ny paikady hampandriana fahalemana, hanafoanana ny hala-botsy sy hisorohana ny fakana an-keriny. Nohazavaina koa ny fanavaozan-drafitra eo anivon’ny Tafika.

Partagez :
Mahandry