• 19 août 2021

Nankasitraka ny fanendren’ny Filoha ny zanaky ny faritanin’i Antsiranana ho mpikambana ao anaty governemanta fikambanan’ny Teraky ny faritan’Antsiranana (FITEFA). Anisan’izany ny minisitry ny Fampianarana tekinika sy minisitra lefitra misahana ny Fiompiana. Misaotra ny Filoha ihany koa izy ireo ny nitazomany ny Praiminisitra hitarika ny governemanta.

Partagez :
Mahandry