Mitovy avokoa ny zon’ny kandida rehetra mandritra ny fifidianana

- 14 novembre 2023
Manana zo hanara-maso ny fizotry ny fifidianana ny kandinda 13 nilatsaka hofidiana. Hanana solon-tena 1 avy isaky ny birao fandatsaham-bato izy ireo ho mpanara-maso ny asa izay tanterahin’ny CENI mandritra ny latsa-bato sy ny fikirakirana ny voka-pifidianana. Hahazo dika mitovy amin’ny PV mirakitra ny tatitry ny voka-pifidianana eny amin’ny birao fandatsaham-bato avy izy ireo ary hahazo ara-potoana ny fironam-bokatry ny fifidianana (tendances des résultats).
Mahandry