Fitanterana an-dalamby Toamasina-Moramanga: hiverina manomboka ny 1 jona

  • 5 mai 2023
Hiverina manomboka amin’ny 01 Jiona 2023 ny fitaterana mpandeha an-dalamby ataon’ny Orinasa MADARAIL. Tafiditra anatin’izany ny mpandeha tsotra sy mpizahatany.
Mainga avy ao Toamasina eo amin’ny Gare Manguiers hatrany Moramanga ny zotra. Mandalo an’Ambila Lemaitso sy Brickaville ary Andasibe. Hisy in-droa isankerinandro ny zotra.
Ho fanomanana izany dia nanatanteraka fivoriana ny kaominina androany 5 may.
Partagez :
Mandimbisoa RAKOTOARIVONJY