Fifidianana filoham-pirenena : taham-pandraisana anjara vonjimaika, fizotry ny fifidianana…

  • 16 novembre 2023
39% ny taham-pandraisana anjaran’ny mpifidy araka ny tatitra vonjimaika voarain’ny CENI tamina biraom-pifidianana 258, tamin’ny 5 ora hariva teo. Izany hoe mbola latsaky ny 1 %n’ny biraom-pifidianana manerana ny Nosy io nahazoana antontanisa io; araka ny tatitra nataon’ny mpampaka-tenin’ny Voamieram-pirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana, Andriamarotafika Soava.
Ahitana mpifidy voasoratra anarana miisa 51 422 ireto biraom-pifidianana ireto. 131 521 no tonga nifidy
Partagez :
admin