Andrianarisoa Romy Voos : noesorina tsy ho talen’ny kabinetran’ny Fiadidiana ny Repoblika

  • 14 août 2023
Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny Fiadidiana ny Repoblika dia nesorina tsy ho talen’ny kabinetran’ny Filoham-pirenena i Andrianarisoa Romy Voos.
Voatonona tamin’ny resaka kolikoly ary voalaza fa voasambotra any Londres, tamin’ny Alakamisy lasa teo ity tomponandraikitra teo aloha tao amin’ny Fiadidiana ny Repoblika ity.
Talen’ny kabinetran’ny Fiadidiana ny Repoblika faha 4 i Andrianarisoa Romy Voos, taorian’i Stéphanie Delmotte, Lova Hasina Ranoromaro ary Vahinala Baomiavotse Raharinirina.
Partagez :
Mahandry