MSK : Nampivory sy nametraka ny paikadin-tserasera iraisana apetraka amin’ity taona vaovao 2025 ity niaraka tamin’ireo tompon’andraikitry ny Serasera manerana ny Minisitera. Tanjona ny hanamafisana ny fampahafantarana ny fampandrosoana sy ny asa ataon’ny fitondram-panjakana tarihan’ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara Andry Rajoelina.