• 17 janvier 2024

️Efa vita avokoa ny fototra « partie en béton » hanodina ny milina  roa mampitohy an’i Soarano sy Ivandry . Efa mandeha koa ny fametrahana ny tsangam-by mirefy 42 m eo Antanimena. Marihina fa ity no tsangam-by faharoa lava indrindra amin’ireo tsangam-by goavana 51 amin’ny zotra volomboasary na P 12 . Nipetraka koa ireo kojakoja sy fampitaovana rehetra (tête de pylône sy balancier) taorian’ny fametrahana ny « fût métallique », izay heverina fa manaraka ny fenitra fiarovana hatrany.

Partagez :
Mahandry