• 3 janvier 2024

Tetikasa titre vert faritra Androy : Tanora miisa 100 no notsinjaraina masomboly Ampemba milanja 1Taonina sy zezika biolojika 36T ary produits phytosanitaires toy ny Cypermethrine 300 litatra, Chlorpyrphose 300 litatra, imidaclopride miisa 100 amin’ny sachet tao Sarimonto, Kaominina Ambohimalaza, Distrikan’Ambovombe, faritra Androy . Hetsika ataon’ny Misiteran’ny fambolena sy ny fiompiana tamin’ny alalan’ny FDA , natao izany mba hanatrarana ny tanjona amin’ ny fahavita-tena ara-tsakafo.

Partagez :
Mahandry