• 16 novembre 2023

« Milamina tsara » ny fizotry ny fifidianana hatramin’ny 6ora maraina, araka ny nambaran’ny filohan’ny Voamieram-pirenena mahaleotena mikarakara ny fifidianana (CENI), Dama Arsène, nandritra ny fitsidihana ireo birao fandatsaham-bato miaraka amin’ny mpanaramaso ny fifidianana izy.

Partagez :
Mahandry