• 18 octobre 2023

Lozam-pifamoivozana :  roa no namoy ny ainy, maro ny naratra

Fiara mpitatitra iray no niharan-doza  androany teny amin’ny  CR Ilaka Centre-Ikianja Mahatsanda RN7. Niainga avy tao Ambositra ity fiara ity, saika hihazo an’i Sambava izao tra-doza izao. Miisa roa no namoy ny ainy (sofera sy mpandeha iray) , ary maro dia maro ireo naratra. Marihina fa efa nentina teny amin’ny CSB avokoa izy ireo.

Partagez :
Mahandry