• 4 octobre 2023

ODOF: Notokanana omaly 3 oktobra ny orinasa mpamokatra zezika tao Analamalotra Antetezambaro Toamasina 2. Miankina amin’ny filan’ny tany sy ny karazam-bokatra ho volena no zezika vokarin’ny orinasa, anisan’ny mampiavaka ny Orinasa ETG agri in put sarl (Export Trading Groupe) izany.

 

Partagez :
Carinah Mamilalaina