• 1 octobre 2023
Hiatrika lalao ara-pirahalahiana amin’i Mauritanie sy Bénin ny Barea an’i Madagasikara eo anelanelan’ny 9 hatramin’ny 17 oktobra izao, izay hatao any Maroc.
I Maître Rôrô no notendren’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) hanazatra vonjimaika ny Barea mandritra ity lalao fanomanan-tena ho an’ny ekipam-pirenena ity.
Partagez :
Romuald