• 22 septembre 2023

Tafakatra 30 ny trano simba, 30 no dobo-drano ary 30  lakana simba nateraky ny fiakaran’ny ranomasina tao amin’ny kaominina Saint Augustin, distrikan’i Toliara 2 raha ny tatitra avy amin’ny BNGRC. Ankoatra izay 94 no isan’ireo lakana tsy hita, ary nahatratra 244 no isan’ireo traboina  vokatr’izany. Nisy ny vola mitentina 4 000 000 ariary lasan’ny rano.

Partagez :
Mahandry