• 21 septembre 2023

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny talata 19 Septambra 2023 ny taom-pianarana vaovao 2023-2024 ho an’ny CISCO Mahabo.

Smartphones miisa 58 no nozaraina ho an’ireo talen’ ny EPP nanaraka fampiofanana. Miisa 18 kosa ireo mpampianatra ENS hiasa any an-toerana no notolorana taratasy fifanarahana arak’asa. Ankoatra izay, mpianatra sy mpampianatra izay mendrika miisa 80 no nisitraka bisikileta.

Partagez :
Mahandry