- 20 septembre 2023
Manatanteraka fihaonambe hahitana hetsika ara-kolontsaina sy ara-panatanjahantena ny SPSM (Solidarité de Personnel de Santé de Madagascar) ho mariky ny firaisankinan’ny mpiasan’ny fahasalamana. Mandray anjara amin’izany ny solontenan’ny mpiasan’ny fahasalamana rehetra anatin’ny faritra 23. Teny filamatra mandritra izany ny hoe : « s’unir dans la diversité ».
Haharitra 3 andro ny hetsika izay natomboka androany 20 septambra 2023 tao amin’ny lapan’ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahantena Mahamasina. Ho an’ny 2 andro manaraka dia hisy ny fifaninanana ara-panatanjahantena ho tanterahina ao amin’ny kianjan’ny HJRA Antananarivo.
Mahandry