- 5 mai 2023
Ho foana ny fahatapahan-jiro mifandimby « délestage tournant » hoy ny minisiteran’ny Angovo sy Akoran’afo androany. Miroso ny dingana hidirana amin’izany. Voalaza ombieny fa ny tsy fahampian’ny solika no olana. Nisy omaly ny fifampiresahana tamin’ireo kaompanian-tsolika eto Madagasikara “GPM”. Nivoitra nandritra ny dinika ny fitadiavana marimaritra iraisana amin’ny famatsiana solika
Mandimbisoa RAKOTOARIVONJY