• 30 janvier 2023
Foana ny filazana loza ho an’ny lemak’Antananarivo raha ny filazana avy amin’ny APIPA androany maraina tamin’ny 8 ora. Nidina avokoa ny haavon’ny renirano na i Sisaony izany na Ikopa. Heverina mbola hidina izany ao anatin’ny 12 ora.
Partagez :
Mahandry