Tafakatra 47 ny olona fantatra fa mitondra ny tsimok’aretina VIH SIDA any amin’ny distrikan’i Vohemar raha 7 izany tamin’ny taona 2020. Efa misy ny fandraisana an-tanana azy ireo any an-toerana, manentana ny olona ho tonga hitily ny tomponandraikitry ny fahasalamana (SDSP Vohémar).
Tombofeno Zoralien